O Maria (Anitra Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zazavavy tsotra sy madio fo
Virjiny mahay mankato
Nanetry tena, feno hasoavana
Nofidian’ny Tompo ho reniny
Galilea tany nihaviany
xqyxipi Tranon’omby niterahany ny Mpamonjy
Manankarena herim-po raha izy
myzw Nitraka hatrany, tsy mba mba nilonjy
O Maria, O Maria, tsara loatra ny toetranao
Mendrik’ho deraina ‘lay herim-po nananao
O Maria, O Maria, iriako ho toa anao
Ny tovovavy rehetra O Maria
Reny tsy mba namela ho very
Menaky ny aina nandeha irery
Ranomaso nalatsakao teo Kalvery
Niaretana avokoa ‘reo ferin-janakao
Manantena aho fa satro-boninahitra
dhpw tononkira.serasera.org No isaloranao, any an-danitra
Ampianaro aho ho toa anao
Hahay hanao hoe : « Inty aho Tompo ankizivavinao »

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anitra SarobidyVisites : 2845
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raozigasy
Date : 28/12/2009 23:41