Ho Paradisa (Andoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miaharatsy ny fiainana an-tany
Feno fijaliana feno tomany
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana
Andao, izaho sy cggf ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany
indray andro any
Maro no iharan’ny tsindry wmlk hazo lena
Ny herisetra tsy azo ekena
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana
Andao, izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Mba lbek hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany
Indray andro any
Indray andro any
Indray andro any
Feno fijaliana feno tomany
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana
Andao, izaho sy cggf ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany
indray andro any
Maro no iharan’ny tsindry wmlk hazo lena
Ny herisetra tsy azo ekena
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana
Andao, izaho sy tononkira.serasera.org ianao
Mba lbek hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany
Indray andro any
Indray andro any
Indray andro any
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AndoniainaVangy : 151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Niainanjay
Daty : 04/09/2026 14:51
