Ho Paradisa (Andoniaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miaharatsy ny fiainana an-tany
Feno fijaliana feno tomany
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana

Andao, izaho sy ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tkrvgbku tany
indray andro any

Maro no iharan’ny tsindry hazo lena
Ny herisetra tsy azo ekena
Fa raha mbola misy fanantenana
Tsy mora kivy fa mbola hitana

Andao, izaho dadek sy ianao
Mba hikendry ny marina hatrany
Tsy mba ho neninao izany
Andao, izaho sy ianao
Mba hiaro ny rariny ihany
Ho paradisa ny tany

Indray iuhgd andro any
Indray andro any
Indray andro any
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Andoniaina
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Niainanjay
Date : 04/09/2026 14:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371