Anjara toeranao (AMF3 FLM 67 Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba hevero anie fa ho levona 'Zao hita eto an-tanySamy ho ringana sy ho potika any am-parany any
Ka tsy aleo ve? ny mivavaka ahazoana ilay
Lova maharitra 'Zay any an-danitra
Mba hevero anie fa ho levona 'Zao hita eto an-tany
Samy ho ringana sy ho potika any am-parany any
Ka tsy aleo ve? ny mivavaka ahazoana ilay
Lova maharitra 'Zay any an-danitra
Ho anao anie, no hanomanan'i Jesosy 'lay Paradisa
'Zay fiainana ho lovain'ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan'ireo 'zay tafiditra Ao
Omany dieny izao ny Anjara Toeranao

Aza mihary 'reo ho harena mety ho lo eto an-tany
F'izy ireny anie ka miserana sy ho levona ihany
Fa ezaho izay hahariana harena any an-danitra
Izay maharitra ho anao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMF3 FLM 67 HaVisites : 186
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 14/03/2025 07:43