NY ANJARA TOERANAO (AMF3 FLM 67 Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba hevero anie fa ho levona 'zao hita eto an-tany
Samy ho ringana sy ho potika any am-parany any
Ka tsy aleo ve ny rngs mivavaka ahahazoana
Ilay lova maharitra 'zay any an-danitra (x2)
ref:
Ho anao anie no hanomanan'i Jesosy ilay paradisa
'Zay fiainana holovain'ireo mino marina
Koa raha tianao ny ho isan'ireo 'zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO(x2)
Aza miary ireo mety ho lo eto an-tany
F'izy ireny anie ka miserana sy ho levona ihany
Fa ezaho izay haharina harena any an-danitra
Izay maharitra ho anao mandrakizay(x2)

'Zay fiainana holovain'ireo tononkira.serasera.org mino marina
Koa raha tianao ny srhcpzha ho isan'ireo 'zay ho tafiditra ao
Omany dia ny izao ny ANJARA TOERANAO
ref:
Ho anao ienxeid anie ...(x3)

AMF3 FLM 67 Ha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF3 FLM 67 HaVangy : 834
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : KTF3
Daty : 13/12/2022 08:58