Vrai de Vrai (ALP)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namaivaniny aho tamin'ireny izao miankohoka hatramin'ny advéToaka mahery anaty vera, vitanay lasa mirehitra ny tanimena
06 ny quartier, limiterove ka hatreny Antanimena
Sperme io fa tsy kaly neny ah, ny akizin'ialahy tairo calmé-o
Connecté efa hatrany Paris Ambom avelabelaro ny sofina
Vava malama ve no hosorana menak'omby, zana-bahoaka efa kobo
Alohan'ny hatory ialahy mila mahafantatra ny ora hitsanganana hitadiavam-bola
Teo am-pandrina ny akama voahambana dona rehefa natao fisamborana
Mila mandeha makaty ialahy rehefa antsoina dia signalé-o aho rehefa tonga
Ety an-tanana aho arahana bandy efa-polo, bas quart hatrany an-tongotra
Ny équipe anao efa zatra manao lalam-poza fa rehefa voaray amin'ny vozony izay vao mifona
Raha hiady ialahy mila mivonona feno anay daholo ny coul
Ref :
Alaiko mitsangana alaiko mirirana, ao tsara ny andilany ohatran'ny l-vira
Rehefa baisé-ko izy mahazo fihany ohatran'ny équipe tafiakatra final
Afaka telo andro tsy maintsy firako fa raha ny film tsy anaty villa
Fa asaiko mandeha mamonjy ny sipany tsy asiako dikany fa nampifila ahy
Niova ny taona dia niova ny tanjaka, efa ninana 20 taona tanaty galère tsy mino hoe ho sambatra
Savain'ny rasefo aho na dia tsy misy karatra, kobony hoe 6krio zanak'Ambohimanarina Antanety Avaratra
Tsy mbola nikitika an'iny aho fa izy no nidongy ny ho sipako
Ny ato anaty saiko izao Milliards, mametraka tsara ny équipe-ako
Fantako ialahy io fa mila ady, fa kely loatra dia tsy hitako
Miasa mafy comme d'hab, dia ny alina manonofy ho lasa kintana
Tsisy resaka bobaka fa au sol, ny mc ohatran'ny hitako hoe monotone
Rap gasy hanimpazako Molotov dia avy eo avadiko monopole
Te ho lasa XXXTentacion nefa XX Chromosomes
Arovako ny anah raha ny équipe, mety CR7 aho raha nanao baolina
Ref : x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ALPVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 25/12/2025 00:10
