Remena (feat Tsota x Nael) (ALP)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ALP
Ambonin'ny instat 'tsika sse-bo
Techn lalaoviko ohatran'ny lego
Avy any Toliara ny Bédo
Miodina anaty couloire sy ghetto
Ny vidiny miova arakaran'ny saison
Kobony aho t'anaty reseau
Vao nihaona voalohany d'efa té-sau
Fa tsy fantatro izy hoe mbola 16ans
Karazana deal illicit
Vao mifanena aminay elah manatsofoka mini-jupe
Ambonin'ny instat ny couplet anak'iray
Afaka tohizako 10 minutes
TN, Requin, ny tennis
Indraindray makeny amin'ny firify
Indraindray anaovako
Rehefa 'lay makamaka sipa akama ny ankizy
Efa leo fahantrana fa aleon'ny Ndaty manao dahalo
Tsisy casque ambonina 4 temps ifanenjehan'ny motard
Eny Andraharo, afaka miditra fahavalo
Zakanay daholo izay mandalo
'Ndana ny ekipanlah rrehetra atambaro
Malaso, tairo kôzio an'azy hoe
Izahay nandalo karazana galère fa tsy nilavo lefona
Satria Zanahary ao antampon'ny loha efa haiko hoe tsy manary
Salama, tsy manahy, nama ah
Tsy rarahiko elah na bas quart
Tombohako meso vao h'tady hanao fikana batard
Tadidiko indrie ilay niseho snob
Izao mandefandefa nude non stop
Point Americain anaty poche
9 milimetres ao anaty Golf
Fanjakana tsy mijery ny havako any Atsimo
Mitaraina fa maty noana
Dia normal 'zay mandika lalàna mandava-taona

NAEL
Ref : x2
Tsy kara anao fa qualité 'zahay tsy kanijah
Fa team Requin 'zahay malaza fa mahay raha
Ilay melodie efa hainao koa
Malaso, requin, 6K
Ilay melodie efa hainao koa
Malaso, requin, 6K

TSOTA
Tsy rap tsotra ity fa efa kith eh
Tia mizara 'zaho fa tsy matity eh
Tompon'ny hafatra fa tsy hoe mampita
Fa ny ankizinao io ange tena pute eh
Feno atsantsa mainty i Gasikara
Feno fitaka dia feno bar
Ny ao an-dohan'ny bandy fitombenana
Dia ny ao an-dohan'ny sipa feno fiara
Tsy rap gasy 'ty fa rap tsara
Misy code lisany fa tsisy phare
Mibetrobetroka ohatran'ny Dadatoa nefa
Ny texte ihomehezan'ny Nenifara
Gabari, gabari, complet
La famille, la famille, complet
Ny hafalian'ny olombelona
Miankina amin'ny sandam-bola ho'aho ny cotre eh
Gabari, gabari, complet
La famille, la famille, complet
Ny hafalian'ny olombelona
Miankina amin'ny bôby bôby bôby bôby
Aferaferan'ireo samy sipa
Ilay hoe mody daika nefa kara pilo
Team requin fa tsy team Tintin
F'aza manara-body ianao kara Milou
Karama rehetra izay tonga amin'izao ho'aho
Tsy maintsy havitantsika étage
Aleoko mividy biriky toy izay pétasse
Tsy miasa aminay ho'aho ny bla bla
Izay mila mitady bleu bleu
Ekeko hoe zaho mila bras droit
Saingy ny resa-bola tsy maha-bro bro
Ny ratsy tsisy tandroka na koa hoe manao fanamiana
Felaka ny anay no lasa aloha izay vao mandeha ny fifamaliana
Malaso, requin, 6K
R.I.P Tupac, Shakur
Ny lalan'ny ratsy io tsy hita eh
Tadiaviko elah fa izaho tsy hitory

NAEL
Ref : x2
Tsy kara anao fa qualité 'zahay tsy kanijah
Fa team Requin 'zahay malaza fa mahay raha
Ilay melodie efa hainao koa
Malaso, requin, 6K
Ilay melodie efa hainao koa
Malaso, requin, 6K

S/O, S/O, capital, capital 101
Ambalavao 303
Fianarantsoa 301
Toliara 601
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ALP
Vangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 25/05/2025 10:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0766