Ilay masoandro (ALOMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo masoandro vyntadg efa teo
Lasa rendrika
Nambambo ny mbola eo
Efa aloka
Nefa ireo masoandro izay ltdx mbola eo
Toy ireo tsy miteny ireo
La la tononkira.serasera.org la
Ankehitriny aza moa
Toa lasa avokoa
Nandositra ny feo
Nentin ny fo
Nefa ireo masoandro izay mbola eo
Toy ireo ankizy izay efa teo
Ary ny ampitso indray
La lala yjfyd
Lasa rendrika
Nambambo ny mbola eo
Efa aloka
Nefa ireo masoandro izay ltdx mbola eo
Toy ireo tsy miteny ireo
La la tononkira.serasera.org la
Ankehitriny aza moa
Toa lasa avokoa
Nandositra ny feo
Nentin ny fo
Nefa ireo masoandro izay mbola eo
Toy ireo ankizy izay efa teo
Ary ny ampitso indray
La lala yjfyd
--------
Link:
