Ny ety an-tany (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hitako ybjlft izay hampitomany
Fa lalam-piainana izany
Tsy hitako izay hampiondrika anao
Fa efa izao ny fiainanao

Tsy tianao hifoha 'lay andro maraina
Na velon-tsento na velon-taraina
Tsy tianao hifarana ilay nofinao
Nandrotsirotsy nandrevo anao

Fa toy izany ny aty trna an-tany
Tsy misy hanao izay hahasambatra anao
Fa toy izao no miaina ety
Aza mitomany

Aza mitanondrika ianao
Fa sedram-piainana izao
Tsy maintsy hoavy ilay anjaranao
Ka mitrakà mivononà ianao
Yeaaaah yeaaaahhh

Fa toy izany ny aty an-tany
Tsy tononkira.serasera.org misy hanao izay kqtwgz hahasambatra anao
Fa toy izao no miaina ety
Aza mitomany

Instru....

Fa toy izany ny aty an-tany(ny aty an-taaany)
Tsy misy hanao izay hahasambatra anao
Fa toy izao no miaina ety
Aza mitomany
Tapitra...
Parole by Minette😸

--------
Rohy:
Hevitra
Miiineette ( 03/11/2026 21:50)
Merciii
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Allkiniah
Vangy : 27
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : vandj36
Daty : 03/11/2026 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344