Ny ety an-tany (Allkiniah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vilrzj hitako izay hampitomany
Fa lalam-piainana izany
Tsy hitako izay hampiondrika anao
Fa efa izao ny fiainanao

Tsy tianao hifoha 'lay andro maraina
Na velon-tsento na velon-taraina
Tsy tianao hifarana ilay nofinao
Nandrotsirotsy nandrevo anao

Fa toy izany ny aty an-tany
Tsy misy hanao izay hahasambatra anao
Fa toy izao no miaina ety
Aza mitomany

Aza mitanondrika ianao
Fa sedram-piainana izao
Tsy maintsy hoavy ilay anjaranao
Ka mitrakà mivononà ianao
Yeaaaah yeaaaahhh

Fa tononkira.serasera.org toy izany ny aty an-tany
Tsy misy hanao izay hahasambatra anao
Fa toy izao no miaina ety
Aza mitomany

Instru....

Fa toy izany ny aty an-tany(ny aty an-taaany)
Tsy misy hanao izay hahasambatra anao
Fa toy soqurcg izao fruvbrz no miaina ety
Aza mitomany
Tapitra...
Parole by Minette😸

--------
Lien:
Commentaires
Miiineette ( 03/11/2026 21:50)
Merciii
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Allkiniah
Visites : 26
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : vandj36
Date : 03/11/2026 19:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397