Ampidiro aloha ny tenimiafina
BABONAO (akon'ny alfa sy omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BABONAO
Ry olombelona o ! ianao ve mahalala
Fa fandalovana ny fiainana eto an-tany
Ny lalan-tokana Azahoanao soys famonjena
Dia ny mandray an’I Jesoa
Izao no andro farany ; Drao variana ianao
Avia manantona Izao ankehitriny izao
Koa ilaozy ireo otanao Fa sasa-miandry
eo ambaravaran’ny fonao Ilay mpamonjy tia
Jeso malala o!babonao izato foko
Ianao no Andriamanitro tononkira.serasera.org Mpamela heloka
Avia hanafaka hzryjh ahy
Mba fezwl raiso aho ry TOMPO Fa hanaraka anao
S T K : Akon’ny Alfa sy Omega

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : akon'ny alfa sy omegaVangy : 1914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsils
Daty : 02/07/2015 09:01