Mitalaho (Akon'i Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô
Mitalao e, vonjeo zahay
Fa reraky ny ady sy ny ota
Marary e......
Mifona e, mitoreo e
Mba avoty re
Fa manenina amin'ny lasa
Ka venjeo.....

Fiverenana:
Mba sasao ny ranao soa zahay
Afao amin'ny jioganay
Tefeo ahay andray ny hafatrao ou...
Fa malemy izahay
Mila hery aminao
Mba tolory fanahimasinao zahay

Hanaraka anao ry tompo ô!
No fanirianay
Hipetraka eo anilanao
Ry ray ô...
Hanatanteraka ny sitram-ponao tsy ankaterena
Mba raiso aho hoa anao Jesoa

Fiverenana:
................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Fanantenana
Vangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampihonona
Daty : 03/01/2024 07:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0779