TAO KALVARY(Do dia D :4/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny rà glloxk nalatsakao tao kalvary
No hany famonjena anay ety
Fa ota sesilany no mangeeja
Ny androm-piainanay rehetra rehetra

Tsisy afa tsy Ianao cqvh Tompoko Tsitoha
Reharehako ho mandrakizay
Ilay tanambokovoko ampoko izao

1)Naniky Ianao tao kalvary
Handatsadrà ho anay tety
Fa fanavotana tsy mba voaviidy
Ilay kapoakanao tena mangidy

2)Nizaka latsa eso koa
Nisatro tsilo fehiloha
Ny fahoriana ety an-tany ety
Efa resinao tao kalvary

3)Dia nolefonindanivoa
Ianao Ilay Tompoko Tsitoha
Ka ho reeharehako ato fyhabvsc am-pooko
Mandrakizay Ilay tanambokovoko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8666