Moa tia ahy ? (AINA VOLOLONA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy
Tsy haiko xrzl izay atao
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia
Indraindray aho anilanao
Ahy tononkira.serasera.org ’zao gbhg tontolo izao fmebv
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy
Tsy haiko xrzl izay atao
Moa tia ahy ianao ?
Indraindray ny masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia
Indraindray aho anilanao
Ahy tononkira.serasera.org ’zao gbhg tontolo izao fmebv
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AINA VOLOLONAVangy : 6078
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 26/02/2005 02:56
