Moa tia ahy ? (AINA VOLOLONA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray tia ahy ianao
Manambitamby ahy
Indraindray leo ahy ianao
Dia mampijaly ahy

Tsy haiko izay atao
Moa tia ahy ianao ?

Indraindray ny poarrn masonao
Milaza ny fitia
Indraindray ny endrikao
Tsy maha te ho tia

Indraindray tononkira.serasera.org aho anilanao
Ahy ’zao tontolo izao
Indraindray aho hilaozanao
Tomany noho xbhl ianao yepvupx  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AINA VOLOLONA
Visites : 6079
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofo
Date : 26/02/2005 02:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601