Tandremo (Aina Cook)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:Tena hajao ilay fitiavanao
F’efa nisy ireo nanenina talohanao
’Zay nanao kilalao , ka tsy nisy nitia intsony hatramin’izao
Ditra androany anie ho vita ihany
Ny an’ny ankady no tsy tanty izay no hiafarany
Kanefa dia mriwyd ho izany
Raha izao hita izao no ataonao
Ny vola sy fitia mazana
Mahatonga hadalana
Ho an’izay tsy tononkira.serasera.org maha-fehy azy
Raha vao manomboka ny anao
Hatsaharo dieny izao ,mba tsy hanenenanao
Ekeko fa ndryow mandalo ihany , ’zany hatanorana izany
Nefa dia diniho hatrany
Raha vao manomboka ny anao
Ajanony dieny izao
Hatreo ny fiainanao
ref:
Ny ho avy gbcjwlw tsy hay refesina ,
Tsy ho hay faritana ,na koa ho fantarina
Ny anio no hitarafana
Ary hanomanana ,hanafaonana
Rendrarendra natao
ref:
Aina-Tiana-Andry

--------
Link: