Wamafisko (A&G Ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Hatr'izay nifamatorana tô niaina an-kafaliana
Mahatonga ireo voasarika tô ny any an-kafa liana
Ka hatramin'ireny jamba sy ze mitsiriritra
Tsy afaka ny hisampana fa ze mitsiry kdaqlxvn ritra
Matoa mbola mandalina ny hanara-dalàna a
Matoa mbola vonona ny hanary hadalana a
Satria vatako madinika, ny saina ny ahy mateza
Ka matoa mbola mandinika, ndry tiako ho maty teza
Tsy hoe lainga velively ndry tsy tiako hitondra faisana
Fa tiako raha hoe isika roa ehhigdf no hiaraka ho iray fasana
Rehefa mahatsiaro vizana aho tsy mila mitrotrotra
Satria ny eo akaikiko efa misy andry hanotra
Ato ho shbjw ato indray ky isika de fa tononkira.serasera.org ho eny an'alitara
Fa ny bandy rehefa tia tsy mahay love taratara
Repetevako eto indray fa tsisy kôzy-na bagara
Hoe resaka vrai ny ahy fa tsy setro-na sigara.
Ref: ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A&G OfisialyVangy : 2631
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ginyellow8
Daty : 01/10/2016 07:17