Wamafisko (A&G Ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Hatr'izay nifamatorana tô niaina an-kafaliana
Mahatonga ireo voasarika tô ny any an-kafa euvabfq liana
Ka hatramin'ireny jamba sy ze mitsiriritra
Tsy afaka ny hisampana fa ze mitsiry ritra
Matoa mbola mandalina ny hanara-dalàna a
Matoa mbola vonona ny hanary hadalana a
Satria vatako madinika, ny saina ny ahy mateza
Ka matoa mbola mandinika, ndry tiako ho maty teza
Tsy hoe lainga velively vmumoqzd ndry tsy tiako hitondra faisana
Fa tiako raha hoe isika roa no hiaraka ho iray fasana
Rehefa mahatsiaro vizana anco aho tsy mila mitrotrotra
Satria ny eo akaikiko efa misy andry hanotra
Ato ho ato indray ky isika de fa ho eny an'alitara
Fa ny bandy rehefa tia tsy mahay love taratara
Repetevako eto indray fa tsisy kôzy-na bagara
Hoe resaka vrai ny ahy fa tononkira.serasera.org tsy setro-na sigara.
Ref: ....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A&G OfisialyVisites : 2689
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ginyellow8
Date : 01/10/2016 07:17