Alahelo (A&G Ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toloko rfrpfo dia manambara ;
Fa malahelo ny fiainako
Lava tokoa raha ny tantara tononkira.serasera.org ;
sy ny mangidy efa niainako
Tsy fanomezam-pifaliana mantsy
Fa alahelo sy fitarainana
Tsy mba fatatro ny mamy
Fa mangidy ny ahy no iainana
Tsy tambitamby na teny mamy
No reko hampifaly fo
Fa lasa teny mankarary
Mila tsy ho zaka ;nefa atao ahoana dlpo moa
Tsy mba tsiky no omena
Raha mizotra ny lalana jbhf tsara
Fa toa endrika sorena
Dia izay no azo ambara
Fa malahelo ny fiainako
Lava tokoa raha ny tantara tononkira.serasera.org ;
sy ny mangidy efa niainako
Tsy fanomezam-pifaliana mantsy
Fa alahelo sy fitarainana
Tsy mba fatatro ny mamy
Fa mangidy ny ahy no iainana
Tsy tambitamby na teny mamy
No reko hampifaly fo
Fa lasa teny mankarary
Mila tsy ho zaka ;nefa atao ahoana dlpo moa
Tsy mba tsiky no omena
Raha mizotra ny lalana jbhf tsara
Fa toa endrika sorena
Dia izay no azo ambara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A&G OfisialyVangy : 2077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zandryhrene
Daty : 11/09/2018 21:26
