Alahelo (A&G Ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toloko dia manambara ;
Fa malahelo ny fiainako
Lava tokoa raha klluunet ny tantara ;
sy tononkira.serasera.org ny mangidy efa niainako
Tsy fanomezam-pifaliana mantsy
Fa alahelo sy einxh fitarainana
Tsy mba fatatro ny mamy
Fa mangidy ny ahy no iainana
Tsy tambitamby na teny mamy
No reko hampifaly fo
Fa lasa teny mankarary
Mila tsy ho zaka ;nefa atao ahoana moa
Tsy mba tsiky no omena
Raha mizotra ny lalana yosyoqh tsara
Fa toa endrika sorena
Dia izay no azo ambara
Fa malahelo ny fiainako
Lava tokoa raha klluunet ny tantara ;
sy tononkira.serasera.org ny mangidy efa niainako
Tsy fanomezam-pifaliana mantsy
Fa alahelo sy einxh fitarainana
Tsy mba fatatro ny mamy
Fa mangidy ny ahy no iainana
Tsy tambitamby na teny mamy
No reko hampifaly fo
Fa lasa teny mankarary
Mila tsy ho zaka ;nefa atao ahoana moa
Tsy mba tsiky no omena
Raha mizotra ny lalana yosyoqh tsara
Fa toa endrika sorena
Dia izay no azo ambara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A&G OfisialyVisites : 2076
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zandryhrene
Date : 11/09/2018 21:26
