Atolotro ho Anao (Afami - FJKM Ankadivoribe Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro fzgo ho Anao
Ireo voahary manodidina ahy
Dia tononkira.serasera.org manambara ny fitiavanao
Ny fahombiazako hatramin’izay
Haiko fa avy Aminao
Ka hidera Anao amin’ny foko rehetra aho
Andriamanitra o
Izay mba kely ahy,
Atolotro ho Anao, ry Tompo mpanome ny soa
Ref : Indro xwnjo ary ny tenako, atolotro ho Anao
Hanao ny asanao
Ny foko iriko, hitoeranao
Mba ho fo vaovao
Ny fiainako raiso, ka hanjakao,
Ry Raiko o, raiso ity mpanomponao
Ny talentako, dia reqmio ho entiko hankalazana Anao
Ny heriko, hiasako ho Anao tokoa
Ka arovy aho Tompo o,
Mba tsy ho lavo an-dalana
Fa ho tojo eo amin’ny fanasanao
Ry raiko o
Ireo voahary manodidina ahy
Dia tononkira.serasera.org manambara ny fitiavanao
Ny fahombiazako hatramin’izay
Haiko fa avy Aminao
Ka hidera Anao amin’ny foko rehetra aho
Andriamanitra o
Izay mba kely ahy,
Atolotro ho Anao, ry Tompo mpanome ny soa
Ref : Indro xwnjo ary ny tenako, atolotro ho Anao
Hanao ny asanao
Ny foko iriko, hitoeranao
Mba ho fo vaovao
Ny fiainako raiso, ka hanjakao,
Ry Raiko o, raiso ity mpanomponao
Ny talentako, dia reqmio ho entiko hankalazana Anao
Ny heriko, hiasako ho Anao tokoa
Ka arovy aho Tompo o,
Mba tsy ho lavo an-dalana
Fa ho tojo eo amin’ny fanasanao
Ry raiko o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afami - FJKM Ankadivoribe FamonjenaVangy : 869
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mabel
Daty : 29/08/2024 12:06
