Ampidiro aloha ny tenimiafina
Atolotro ho Anao (Afami - FJKM Ankadivoribe Famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
soyexh Atolotro ho Anao
Ireo voahary manodidina ahy
Dia manambara ny fitiavanao
Ny fahombiazako hatramin’izay
Haiko fa avy Aminao
Ka hidera Anao amin’ny foko rehetra aho
Andriamanitra o
Izay mba kely ahy,
Atolotro ho Anao, ry Tompo mpanome ny soa
Ref : mljelivs Indro ary ny tenako, atolotro ho Anao
Hanao ny asanao
Ny foko iriko, hitoeranao
Mba ho fo vaovao
Ny fiainako raiso, ka hanjakao,
Ry Raiko o, raiso ity mpanomponao
Ny talentako, dia tononkira.serasera.org ho entiko hankalazana Anao
Ny heriko, hiasako ho Anao tokoa
Ka arovy aho Tompo o,
Mba tsy ho lavo rfmfztsb an-dalana
Fa ho tojo eo amin’ny fanasanao
Ry raiko o
Ireo voahary manodidina ahy
Dia manambara ny fitiavanao
Ny fahombiazako hatramin’izay
Haiko fa avy Aminao
Ka hidera Anao amin’ny foko rehetra aho
Andriamanitra o
Izay mba kely ahy,
Atolotro ho Anao, ry Tompo mpanome ny soa
Ref : mljelivs Indro ary ny tenako, atolotro ho Anao
Hanao ny asanao
Ny foko iriko, hitoeranao
Mba ho fo vaovao
Ny fiainako raiso, ka hanjakao,
Ry Raiko o, raiso ity mpanomponao
Ny talentako, dia tononkira.serasera.org ho entiko hankalazana Anao
Ny heriko, hiasako ho Anao tokoa
Ka arovy aho Tompo o,
Mba tsy ho lavo rfmfztsb an-dalana
Fa ho tojo eo amin’ny fanasanao
Ry raiko o
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afami - FJKM Ankadivoribe FamonjenaVisites : 765
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mabel
Date : 29/08/2024 12:06
