Izay rehetra tia (AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay rehetra tia maharitra
Zay rehetra tia mandefitra
Tsy mba mora tezitra tsy miavona
Malemy fanahy tsy mialona
Zay rehetra tia mifaly hatrany
N'inona miseho mampitomany
Zay rehetra tia tsy mifamaly kdwb
Na bedesina mangina ihany

Ampio aho Jesoa hahay hitia
Mba tsy handratra ny hafa sanatria
Tsy hanafintohina ny namako,
fa ho mpampifaly, mpanasoa
Ny fitiavanao Jesosiko, no iriko sy ianarako
Lay fitiavana mahafoy ny aina
Ho an'ny hafa sy ny namana

Zay rehetra tia maharitra
Zay rehetra tia mandefitra
Tsy mba mora tezitra tsy miavona
Malemy fanahy tsy mialona
Zay rehetra tia mifaly hatrany
N'inona miseho mampitomany
Zay rehetra tia tsy mifamaly
Na bedesina mangina ihany
Ampio aho Jesoa hahay hitia
Mba tsy handratra ny hafa sanatria
Tsy hanafintohina ny namako,
fa ho mpampifaly, mpanasoa
Ny fitiavanao Jesosiko, no iriko sy ianarako
Lay fitiavana mahafoy ny aina
Ho an'ny hafa sy ny namana

Ampio aho Jesoa hahay hitia
Mba tsy handratra ny hafa sanatria
Tsy gcttyuct hanafintohina ny namako,
fa ho mpampifaly, mpanasoa
Ny fitiavanao Jesosiko, no tononkira.serasera.org iriko sy ianarako
Lay fitiavana mahafoy ny aina
Ho idgfzzi an'ny hafa sy ny namana
Hoan’ny hafa sy ny namana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra)
Vangy : 573
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/10/2025 19:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301