Izay tiaNAO (AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatrao Jesoa o, ny zavatra rehetra kasaiko
  sjbtszdd xoxeauk   Fantatrao avokoa ny ampoko, fantatrao ny an-tsaiko
    Fantatrao Jesoa o izay rehetra mba faniriako
    Fantatrao ny andohako, fantatrao ny ilaiko

    Fiv :  Nefa aoka ny sitrakao, zay tianao no aoka atao e
         zrorzuxy     Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao
             Na marary aza Jesoa o, zay tianao no aoka atao e
             Ninoninona izay miseho raha izaho, dia hatoky Anao

2. Indraindraindray aho Jesosy o, toa be kajikajy izany e
    Tena be fanahiana, ka manahy ny ho tohin’ny androany e
    Nefa na tononkira.serasera.org dia hanahy aza, zinona moa ity izaho o
    Fa raha toa ka tsy ombanao, dia tsy mety ny atao

    Fiv :  Nefa aoka ny sitrakao, zay tianao no aoka atao e
            Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao
            Na marary aza Jesoa o, zay tianao no aoka atao e
            Ninoninona izay miseho raha izaho, dia hatoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra)
Vangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 10/08/2026 14:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0908