Jesoa No Lalana (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Jesoa hany lalana izay hanafaka anao
Ireo , 'reo fatorana izay nangeja anao hatrizay
Ka ny haihay, tebiteby koa
Hosoloiny ho tena fitsaharana

Fa ny anaranao no entinay izao
Hitantana ny  ondry ho ao ambalanao

Ho mpandresy avokoa izay mitoetra ao tononkira.serasera.org
Tretrika tokoa, anilan’ny Tsitoha
Koa hevero dieny izao ny hoavinao
Handovanao koa ‘Lay paradisa soa

2/Jesoa fahamarinana sy fiainana ho anao
Omeo azy avokoa ireo rehetra izay momba anao
Dia ho hitanao ny fahalebiazany
‘zay handraisanao aoucts ny fiadanany

Fa ny anaranao no entinay izao
Hitantana xomoxsi ny  ondry ho ao ambalanao

Ho mpandresy avokoa izay mitoetra ao
Tretrika tokoa, anilan’ny Tsitoha
Koa hevero dieny izao ny hoavinao
Handovanao koa ‘Lay paradisa fsqyu soa
Satria lapasoa hoan’ izay manoa

A/c : NJH

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)
Visites : 562
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MENJA2025
Date : 26/08/2025 13:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369