Hanala azy (Aafliyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny faran'ny tononkira.serasera.org herinandro
Ka mila miala voly
Miova igueuqjq kely amin’ny andavan’andro
Dia mbo hanala azy
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao analazy
Efa elaela izay ka andao psvzdhw hanala azy
ndao hanala azy
Zao eto sjxucu zao, adinoy ny olanao
Adinoy ireo sorisory nandreraka anao
Ireo adiadinao tany ho any
Fa isika androany iara-hifaly
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao hanala azy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
Ka mila miala voly
Miova igueuqjq kely amin’ny andavan’andro
Dia mbo hanala azy
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao analazy
Efa elaela izay ka andao psvzdhw hanala azy
ndao hanala azy
Zao eto sjxucu zao, adinoy ny olanao
Adinoy ireo sorisory nandreraka anao
Ireo adiadinao tany ho any
Fa isika androany iara-hifaly
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao hanala azy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AafliyhVangy : 2444
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : voronamarron
Daty : 17/06/2016 10:58
