Hanala azy (Aafliyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
atxe
Tonga ny faran'ny herinandro
Ka mila miala voly
Miova tononkira.serasera.org kely amin’ny andavan’andro
Dia mbo hanala azy
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao analazy
Efa elaela kfzsey izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
Zao eto zao, adinoy ny olanao
Adinoy ireo sorisory nandreraka anao
Ireo adiadinao tany ho any
Fa isika androany iara-hifaly
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala bfywby azy
Ndao hanala azy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
Tonga ny faran'ny herinandro
Ka mila miala voly
Miova tononkira.serasera.org kely amin’ny andavan’andro
Dia mbo hanala azy
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala azy
Ndao analazy
Efa elaela kfzsey izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
Zao eto zao, adinoy ny olanao
Adinoy ireo sorisory nandreraka anao
Ireo adiadinao tany ho any
Fa isika androany iara-hifaly
Ndao hanala azy
Occasion tsy maro ka andao hanala bfywby azy
Ndao hanala azy
Efa elaela izay ka andao hanala azy
ndao hanala azy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AafliyhHits : 2404
Likes : 1 Like
Created by : voronamarron
Date : 17/06/2016 10:58
