Aponga mihantona (Z'Presby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na tantara efa lasa
Eny efa vita,
Ilay fotoana fohy izay niarahan-tsika,
De tsy … de tsy …
De tsy mety hadino, tô tsy mampino,
Hoe ianao ilay sarompanina iny,
No hoe hiodina ôtrin’ny tandrimo
No handeha mafy sy hirimorimo
De nefa … raha ny nahalalako anao,
Olon-tsotra tokampo,
Ay taloha ! Hay taloh (talouuu)
Efa niezakin’ny hamantatra kanefa hoz’ianao tamin’izay hoe …
(Tsisy anzanyiiii… fa ianao irery ihanyiiii…)

Fa Ôtrany hoe de mahatsiaro anao ihany aho na de izany,
Ilay masonao izay manganohano,
Ilay sentonao rehefa tomany, tsaroiko !
Ianao ilay saka keliko talou,
Saka kely mpanafina hoho,
Mpangalam-pihinana etsy sy erou,
De vitanao mou, de vitanao tkou.
De vitanao mo ny hanipaka hitsipaka ny fitiavako anao, izay lalimpaka
Firifiry mo no te haka
Nefa izany rehetra izany nataoko toy ny tsapa,
Fa tsapako tokoa fa ny fitiavana ankehitriny rehefa…
Rehefa ny bandy no mba tsaratsara toetra,
De ny sipa indray no mitady ho voretra
De ny sipa indray no milefalefa
Fa maninona anefa,
Fa maninona no atao tsinotsinona ilay fitiavana ? han !
Fa maninona anefa, fa maninona no any amin’ny tsy izy ianao no miantefa nefa…
Nefa ngeh ry lerony tsy hitàna anao ela
Fa raha lany ny hena dia rava ny tsena
Ialandry lerony mora ianao rehefa vouuu,
Dia iny voadona (he eh eeeh)
Rehefa vouuu ! …
Raha taty anefa ianao ôtrzay, nefa ôtrzay ! nefa ôtrzay !
Nokarakaraiko nohajaiko m’lay (nohajaiko m’lay)
Nataoko toy ny andriana !!!
Nandrianiko ampitsikina,
Nandrianiko tsy navelako ho azom-pahoriana …


Raha haiko fa …
Fantatro hatrany ambôlou
Fa hoe fitiavana handalo ny antsika rou. Fa tsy hitohy;
D’efa nobôrkéko bônera
Nataoko « amponga mihantona » dobohako isakiny ’ze tsisy sera.
Nataoko toy ny hoe lalana manivaka,
Andalovako rehefa iny ah sendra maimaika.
Nataoko toy ny sakafo andalana,
Pehako speed avy eo ah mitsaitsaika.
Nataoko toy ny fitiavam-parafara,
Atoriako amin’ny alina, maraina ampirimina tsara
De samy miala,
Tsisy mpahalala, tsisy ki malala, tsisy !
Tsisy koah de tsisy bedy fa …
Aleo mihinana kely toa izay mandry fotsy dia efa çava
(dia efa çava)

Fa ôtrany hoe de mahatsiaro anao ihany aho na de izany,
Variana de variana tokou mieritreritra ny lasa izay niarahana nifananihany
Otran’ny hoe dia ianao fôna …fôna
No mitoetra & milona.
Ao anatiko ao… sns…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Z'Presby
Vangy : 411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ziomeny
Daty : 29/11/2022 19:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1552