Manantena (ZOUZOU)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva mena masoandro tokoa tamin'izay
Madiva eyqidmna handeha ody i dadanay
Resiresy tsy misy ianteherana intsony
Ka nahay niantso ilay Ray ao ambony
Ref: qmohwkr Manantena aho fa misy maso mijery
tononkira.serasera.org Mibanjina ahy raha mankatoa
Omen'ny Tompo valisoa
;.; Raha tapitra anie ny fetra tsy maintsy mandeha
Dia mba ho endry tsara aho satria
mpivahiny ihany isika no ety ;.;
Alina, ali-mangina no diavinay
ka mangataka aminao ry Ray
Mihainoa fa aza avelanao hamoy fo
Ho zakanay izay rehatra manjo
(Ref)
Maraina, io no antso lehibe ho anay
Fa kamboty tokoa teo izahay
Na i neny, na ilay zandrikelinay
Vonona hivavaka mandrakizay
okewtfoq (Ref)
Madiva eyqidmna handeha ody i dadanay
Resiresy tsy misy ianteherana intsony
Ka nahay niantso ilay Ray ao ambony
Ref: qmohwkr Manantena aho fa misy maso mijery
tononkira.serasera.org Mibanjina ahy raha mankatoa
Omen'ny Tompo valisoa
;.; Raha tapitra anie ny fetra tsy maintsy mandeha
Dia mba ho endry tsara aho satria
mpivahiny ihany isika no ety ;.;
Alina, ali-mangina no diavinay
ka mangataka aminao ry Ray
Mihainoa fa aza avelanao hamoy fo
Ho zakanay izay rehatra manjo
(Ref)
Maraina, io no antso lehibe ho anay
Fa kamboty tokoa teo izahay
Na i neny, na ilay zandrikelinay
Vonona hivavaka mandrakizay
okewtfoq (Ref)
--------
Rohy:
