Manantena (ZOUZOU)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva mena masoandro tokoa tamin'izay
Madiva handeha ody i dadanay
Resiresy tsy misy ianteherana intsony
Ka nahay niantso ilay Ray ao ambony

Ref: Manantena aho fa misy maso tononkira.serasera.org mijery
       Mibanjina ahy raha mankatoa
       Omen'ny Tompo valisoa
;.; Raha tapitra anie ny fetra dxpmlpt tsy maintsy mandeha
Dia mba ho endry tsara aho satria
mpivahiny ihany isika no ety ;.;

Alina, ali-mangina no diavinay
ka mangataka aminao ry Ray
Mihainoa fa aza avelanao hamoy drljiblk fo
Ho zakanay izay rehatra manjo

          fzyz      (Ref)

Maraina, io no antso lehibe ho anay
Fa kamboty tokoa teo izahay
Na i neny, na ilay zandrikelinay
Vonona hivavaka mandrakizay

               (Ref)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ZOUZOU
Visites : 2422
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Gasytsar
Date : 23/11/2014 14:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323