Manantena (ZOUZOU)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hariva mena masoandro tokoa tamin'izay
Madiva handeha ody i dadanay
Resiresy tsy tononkira.serasera.org misy ianteherana intsony
Ka nahay niantso ilay Ray ao ambony
Ref: Manantena aho fa misy maso mijery
dfhagm Mibanjina ahy raha mankatoa
Omen'ny Tompo valisoa
;.; Raha tapitra nrwyga anie ny cundrt fetra tsy maintsy mandeha
Dia mba ho endry tsara aho satria
mpivahiny ihany isika no ety ;.;
Alina, ali-mangina no diavinay
ka mangataka aminao ry Ray
Mihainoa fa aza avelanao hamoy fo
Ho zakanay izay rehatra manjo
(Ref)
Maraina, io no antso lehibe ho anay
Fa kamboty tokoa teo izahay
Na i neny, na ilay zandrikelinay
Vonona hivavaka mandrakizay
(Ref)
Madiva handeha ody i dadanay
Resiresy tsy tononkira.serasera.org misy ianteherana intsony
Ka nahay niantso ilay Ray ao ambony
Ref: Manantena aho fa misy maso mijery
dfhagm Mibanjina ahy raha mankatoa
Omen'ny Tompo valisoa
;.; Raha tapitra nrwyga anie ny cundrt fetra tsy maintsy mandeha
Dia mba ho endry tsara aho satria
mpivahiny ihany isika no ety ;.;
Alina, ali-mangina no diavinay
ka mangataka aminao ry Ray
Mihainoa fa aza avelanao hamoy fo
Ho zakanay izay rehatra manjo
(Ref)
Maraina, io no antso lehibe ho anay
Fa kamboty tokoa teo izahay
Na i neny, na ilay zandrikelinay
Vonona hivavaka mandrakizay
(Ref)
--------
Link:
