Arovy AHO (Zicoast Rajosiahna )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho
Ny fahotako izay vitako teo anatrehanao
Aza tsarovanao intsony
Fa Inty aho manolon-tena ho anao yombec mandrakizay
Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah
Fa ianao no hany tokana mpamonjy ahy
Tsy hana-java mahahory aho satria miaraka Aminao
Reo satana zay fahavaloko tsisy ahasakana Ahy
K'ity aho manolo-tena ho anao
Ianao lay zanaky ny avo indrindra a
Izay nisolo ny pkhv heloko ka namoy ny ainao ho ahy
Ka tsy mba menatra aho,
Na hanana nwih ahiahy hanambara lay fitiavanao
Ambarako amin'izao tontolo izao
Fa Ianao lay Mpamonjy
Ary fitiavana tsy mba miavona am-po
Fa miantso sy manavotra tokoa
Aut/comp: Liva RAKOTOMALALA
Chanteur: Zicoast Rajosiahna
Choeurs : Vonjy tononkira.serasera.org Josia, Hery Josia, Norbert Josia, Felana, Sariaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zicoast RajosiahnaVangy : 3604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rajosiazico
Daty : 20/07/2010 09:38