Arovy AHO (Zicoast Rajosiahna )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao tononkira.serasera.org aho
Ny fahotako izay vitako teo anatrehanao
Aza tsarovanao intsony
Fa Inty aho manolon-tena ho anao mandrakizay
Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah
Fa ianao no hany tokana mpamonjy ahy
Tsy hana-java mahahory aho satria ydyz miaraka Aminao
Reo satana zay fahavaloko tsisy ahasakana Ahy
K'ity aho manolo-tena ho anao
Ianao lay zanaky ny avo indrindra a
Izay nisolo ny heloko ka namoy ny ainao ho ahy
Ka tsy mba menatra aho,
Na hanana ahiahy hanambara lay fitiavanao
Ambarako amin'izao tontolo izao
Fa Ianao lay Mpamonjy
Ary fitiavana ajbllf tsy mba miavona am-po
Fa miantso sy iavry manavotra tokoa
Aut/comp: Liva RAKOTOMALALA
Chanteur: Zicoast Rajosiahna
Choeurs : Vonjy Josia, Hery Josia, Norbert Josia, Felana, Sariaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zicoast RajosiahnaHits : 3606
Likes : 0 Like
Created by : rajosiazico
Date : 20/07/2010 09:38