Arovy AHO (Zicoast Rajosiahna )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka ndbvoxlq aminao aho
Ny fahotako izay vitako teo anatrehanao
Aza tsarovanao intsony
Fa Inty aho manolon-tena ho anao mandrakizay
Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah
Fa ianao surg no hany tokana mpamonjy wqhqejxq ahy
Tsy hana-java mahahory aho satria miaraka Aminao
Reo satana zay fahavaloko tsisy ahasakana Ahy
K'ity tononkira.serasera.org aho manolo-tena ho anao
Ianao lay zanaky ny avo indrindra a
Izay nisolo ny heloko ka namoy ny ainao ho ahy
Ka tsy mba menatra aho,
Na hanana ahiahy hanambara lay fitiavanao
Ambarako amin'izao tontolo izao
Fa Ianao lay Mpamonjy
Ary fitiavana tsy mba miavona am-po
Fa miantso sy manavotra tokoa
Aut/comp: Liva RAKOTOMALALA
Chanteur: Zicoast Rajosiahna
Choeurs : Vonjy Josia, Hery Josia, Norbert Josia, Felana, Sariaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zicoast RajosiahnaVisites : 3605
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajosiazico
Date : 20/07/2010 09:38