Tsaroako anio (ZAKA RAHARITIANASOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio Jesosy ô ilay teninao
Izay manatona Anao tsy ho lavinao
Fa na dia mena toy ny jaky ny otanay avelanao
Amboarinao ny fo, fanahy ho zqztnsf vaovao
Jesosy ô (Jesosy ô)
'Ndreto izahay ('ndreto tononkira.serasera.org izahay)
Manolotra (manolotra)
Ny tenanay (ny tenanay)
Mifona re (mifona re)
Noho ny ota be (noho ny ota be)
Raiso izahay (raiso ziorghu ddwm izahay)
Ho an-tranon-dRay (Jesosy ô)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZAKA RAHARITIANASOAVisites : 209
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ZAKA76
Date : 06/04/2026 21:26