Efa anao aho Jesoa (Zaka Andriamampianina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra eqnh fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa

Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao tononkira.serasera.org hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa

Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay miseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa

Izaho tsy bfoxnrrm hiandry fitsapana kdaadim mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty ampoko hatrizay
Efa anao aho Jesoa

Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa

Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zaka Andriamampianina
Visites : 144
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamitoun
Date : 21/06/2026 20:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0284