Efa anao aho Jesoa (Zaka Andriamampianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho tsy tononkira.serasera.org hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy anxov hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay miseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy hiandry fitsapana mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty ampoko hatrizay
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Ny proj finoako qxmxlry izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy anxov hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay miseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy hiandry fitsapana mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty ampoko hatrizay
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Ny proj finoako qxmxlry izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zaka AndriamampianinaVisites : 97
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mamitoun
Date : 21/06/2026 20:19
