Efa anao aho Jesoa (Zaka Andriamampianina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bflqfrxn Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na dvqy ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay miseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy xkmr hiandry fitsapana mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty ampoko hatrizay
Efa anao aho tononkira.serasera.org Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy hiandry fitahiana miavaka
Vao hanandratra fisaorana
Na tsy hisy izany, na dvqy ho tapaka
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay miseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Izaho tsy xkmr hiandry fitsapana mahamay
Vao hipololotra vavaka
Ny sonia aty ampoko hatrizay
Efa anao aho tononkira.serasera.org Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
Ny finoako izao no lalimpaka
Ampy sedra, Ampy hahazaka
Izay hiseo ho tsenaiko hirahira hoe
Efa anao aho Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zaka AndriamampianinaHits : 258
Likes : 1 Like
Created by : mamitoun
Date : 21/06/2026 20:19
