You are here: home > Tononkira > Volavie

TSY MAHATSIARO (Volavie)

https://tononkira.serasera.org/hira/volavie-/tsy-mahatsiaro

sendra nitopy niakandrefana ny masoko
any mantsy ilay tanana niaviako
any koa ianao malala, olontiako
zaho irery aty manahy , miady saina

ref:
fa tsy mahatsiaro ianao
toa tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao laTsiky dia ampyvitra any
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao
tsy mahatsiaro ianao, akia/any/tant pis


taratasy maro zay no nalefako
saingy indrisy mantsy anie tsy nisy valiny
asa loatra lahy zay zavatra miseho aty
tsy salama ve sa efa nanadino

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Volavie
Mpamaky : 1571
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : raozigasy
Tamin'ny : 02/05/2013 20:29:59
ID : 6316

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo