VINANTO (Volavie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
koa tsy mangimangitry miparipariakavadin olo aza vidividiagna
koa tsy manambola avilay raha n olo oya
mbola hoavy ny vidinjirofo,
ho avy koa amro ny vidinkafe
a tamatave ampakaagana anao oia
anao koa tia zazho
volamena amiagana zaho
vinanton i mamanao za avakeo oia
mhmhmhmhmhmhmhm
mandignidignasa ee mandignidignasa( x 8)
ah cherie e
fa mbola ho avy e
ny vidinjirofo, ny vidinkafe
a tamatave , hagnano mariazy e
ah cheriko, adiasa zaho , fa tiako anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VolavieVisites : 2162
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raozigasy
Date : 02/05/2013 22:30