Avelao ny zaza hanatona ahy (V.H.F)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana voafidinao no lalana hizorako
N'aiza n'aiza no haleha tsisy hatahorako
Ianao jehovah no hitantana ny diako
izay rehetra hitondranao ahy dia hifaliako

Izaho anie ka mbola zaza tsy mahatokan-dia
Tsy maintsy miankina aminao ry Tompo be fitia
Hombao ny fahasoavanao ity tenako ity
Ny hivadika aminao ry Ray no ataoko sanatria

Réf:
            Indro Tompo hatolotro Anao
            Ity tenako malemy hatanjaho
            Fenoy ny hery sy fitiavanao
            Fa hankatoa Anao izaho zanakao

            Avelao ny zaza hanatona Ahy
           fouh  F'Izaho ilay ray mpitaiza ny fanahy
            Hanoro fvjqs anao izay lalana haleha
          zoiwfd   Manambok'izao mandrapaha-lehibe

Fo madio tsisy hadalana no ato anatiko
Mbola zaza aho ka tantananao no satriko
Zaro tononkira.serasera.org aho Tompo amin'izay lalana tokony haleha
Ny anaranao Jehovah Tompo hataoko rehareha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : V.H.F
Vangy : 8011
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : murielremi
Daty : 18/10/2018 09:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0975