HIFANOHANA (Vanintsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFANOHANA
Tsy handriko anie hoy aho ny ahita anao indray
Hamentsoventsoiko ny ao am-poko ao
Ianao ilay tia ahy izaho tia anao tononkira.serasera.org malala
Nandeha ny fotoana nandeha teny foana
Tafita yikagw ny tanjona hiaradia,
Rehefa hoe samy tia ts’isy sakana manja ny dia
Izay rehetra atao dia hiombonantsika
Tsy misy miala na an-tsaha na an-tanana
Ny tsakarano na ny disavary hifarimbona isika tsy olana izany
fiv: Hiara hifanohana isika rywlfe e!
Tsy asiantsika disadisa ô!
Hifampitantana hiara-dia
qdox Dia hianoka fiainana feno fitia
Hiara-tsambatra isika e!
Hofenointsika tsikitsiky ô!
Fiainana kely mahatehotia
Sambatra isika famifankatia
Raha azoko atao notakariko anao hoy aho iny volana iny
Ho mari-pitiavako anao a!
Saingy lavitra loatra ka tsy afaka hitroatra aho ny hanakatra ny avo
Tsy haiko ny azo hatao
Fa mamiko loatra e ny fitiavanao r’ilay tokan’ny foko
Ts’isy atakaloko anao
Fa sambatra loatra aho manana anao tsotra dia tsotra
Fa mamy ny anilanao
fiv: Hiara hifanohana ….
A/C Vanintsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VanintsoaVisites : 1231
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : baloba
Date : 09/02/2024 19:21