You are here: home > Tononkira > VAITRA

Mihodina kely (VAITRA)

https://tononkira.serasera.org/hira/vaitra/mihodina-kely

Tsy  ianao no halako rahavako , ry anjarako
Nahatonga ahy hikiry haniry azy iny
Fa dia ny vatako no tsy vatrako hiafy amin’ny lahatro
Fa tsy ampy filàna ka tamana amin’ny hadalàna.

Ref: Maditra ny nofo fa ny foko loko tsy hiofo
       Aza atao mahavery saina hery raha  nihodina kely
  tononkira.serasera.org     Ny vatan-karama ts’isy hanalàna matokia Madama
       Raha ala hamohamo ny tokantrano tsy azo atakalo

Tsy hoe dia mazàna ’ty filàna na dia fahotàna
Mbola azo leferina fa mihelina isika olombelona
Ts’isy  tsy diso fa ny ampitso mitondra fiovàna
Toetra ratsy ireny saika nahavery mbola azo ialàna.

Ref

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VAITRA
Mpamaky : 2043
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/03/2007 10:10:31
ID : 4319

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo