You are here: home > Tononkira > Vahines

Andron'ny fahazazana (Vahines)

Eny lasa ka tsy tàna
Irony andronay fahiny
D’ireo ora nidolàna
Tamin’iny làlana iny

Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana

Intononkira.serasera.orgdro tsinjoko eny lavitra eny
Irony kintana misomambisamby
Ny safosafonao
Ry Dada sy Neny
Sy ireo karazan-tambitamby.

Koa dia veloma ihany
Irony andron’ny fahazazana
Aoka ianao hitarika hatrany
@ ireo lalan-kombana

Mpihira : Vahines
Mpamaky : 4137
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Tamin'ny : 10/01/2004 16:29:17
ID : 2213

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo