TARA LOATRA (Tsinjo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh!
Fa nokoboninao izany eh!
Ho apkijqf anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho ’zaho
Nefa nodianao fanina aho
Ref-Nefa izao dia tononkira.serasera.org tara loatra, ilay valin-teny
Niandrasako hatry ny elabe, ny fitiavako efa nandehandeha (nandehandeha) hznm
Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh!
Ala tsiny sisa azo atao
’Zao no mba hafatro aminao eh!
Raha toa ka tia anao ilay tia
Dia hararaoty fkktvywa izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh!
Izy io toy ny masoandro
Mamiratra na manjombona
TSINJO 2005

--------
Rohy: