TARA LOATRA (Tsinjo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh!
Fa nokoboninao izany eh!
Ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho ’zaho
Nefa nodianao fanina aho
tononkira.serasera.org Ref-Nefa izao dia tara loatra, ilay valin-teny
dqvq Niandrasako hatry ny elabe, ny fitiavako efa nandehandeha (nandehandeha) pxtzbkl
Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh!
Ala tsiny sisa azo atao
’Zao no mba hafatro aminao eh!
Raha toa ka tia anao ilay tia
Dia hararaoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh!
Izy io toy ny masoandro
Mamiratra na manjombona
TSINJO ecaxqfwd 2005

--------
Link: