TARA LOATRA (Tsinjo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh!
Fa nokoboninao izany eh!
Ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tononkira.serasera.org tiavinao
Niangavy nitalaho ’zaho
Nefa nodianao fanina aho
Ref-Nefa izao dia tara loatra, ilay valin-teny
Niandrasako hatry ny elabe, ny fitiavako fmimgoey efa nandehandeha (nandehandeha)
Efa lasan’olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh!
Ala tsiny sisa azo atao
’Zao no mba hafatro aminao eh!
Raha toa ka tia anao poqa ilay tia
Dia hararaoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan’andro eh!
Izy io toy ny masoandro
Mamiratra na manjombona
sszl TSINJO 2005

--------
Lien: