Zany no malaza (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo ny lanitr'i Gasikara
Manga jerena ô
Miaka-midina ny dolara
Tsy hay fefena
Izany no malaza x 4
Fa resadresaka importé
Ny afera mandeha eto amitsika
Sisa-tsalaka anjareo vazaha
No mameno ny arabe piblika
Izany no malaza x 4
Lany sy ritra ary ny devizy
Feno ny sakaosy
Nangalatra somizo ra-Edwige
Fa te ho bogôsy
Izany ny malaza x 4
Fa tonga avy any Saint-Denis
Ireo mpanao shopping
Antontan-tsilipo sy ny caddy
Mameno ny boeing
Hivesatra jeans sy adidas
Tsy mivingitra ragiragy
Ilay Tolompiavotan'ny Malagasy
Izany no malaza izany
Izany no malaza izany
Adikan'ny Gasy any ambany helika
Ny fofom-bazaha ô
dia irony valan-drivotra importé irony déodorant
Izany ny ifxsd malaza x 4
Tiliako avy any ampelata-tongotra
Ny tononkira.serasera.org byloqnos fitiavan-droky
Vao nahita ilay paladium
Dia nanome toky
Izany ny malaza x 4
Reo demi-dame tsara andilana
tsy hanaiky ho resy
Mifatotra amin'ny tady ny tapany ilany
Mivadika ho vedette
Izany ny malaza x 4
Fa tonga avy any Saint-Denis
Ireo mpanao shopping
Antontan-tsilipo sy ny caddy
No nameno ny boeing
Nivesatra jeans sy adidas
Tsy mivingitra ragiragy
Ilay Tolompiavotan'ny Malagasy
Izany no mahalaza izany
Izany no mahalaza geuk izany
Manga jerena ô
Miaka-midina ny dolara
Tsy hay fefena
Izany no malaza x 4
Fa resadresaka importé
Ny afera mandeha eto amitsika
Sisa-tsalaka anjareo vazaha
No mameno ny arabe piblika
Izany no malaza x 4
Lany sy ritra ary ny devizy
Feno ny sakaosy
Nangalatra somizo ra-Edwige
Fa te ho bogôsy
Izany ny malaza x 4
Fa tonga avy any Saint-Denis
Ireo mpanao shopping
Antontan-tsilipo sy ny caddy
Mameno ny boeing
Hivesatra jeans sy adidas
Tsy mivingitra ragiragy
Ilay Tolompiavotan'ny Malagasy
Izany no malaza izany
Izany no malaza izany
Adikan'ny Gasy any ambany helika
Ny fofom-bazaha ô
dia irony valan-drivotra importé irony déodorant
Izany ny ifxsd malaza x 4
Tiliako avy any ampelata-tongotra
Ny tononkira.serasera.org byloqnos fitiavan-droky
Vao nahita ilay paladium
Dia nanome toky
Izany ny malaza x 4
Reo demi-dame tsara andilana
tsy hanaiky ho resy
Mifatotra amin'ny tady ny tapany ilany
Mivadika ho vedette
Izany ny malaza x 4
Fa tonga avy any Saint-Denis
Ireo mpanao shopping
Antontan-tsilipo sy ny caddy
No nameno ny boeing
Nivesatra jeans sy adidas
Tsy mivingitra ragiragy
Ilay Tolompiavotan'ny Malagasy
Izany no mahalaza izany
Izany no mahalaza geuk izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 19
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RalitaTanjona
Daty : 17/07/2026 08:54
