Toroy lalana (Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raiko o, ambarako Aminao
Fa tsy mahafehy tena re 'ty zanakao
qizsrb Fa tena mbola matin-drendrarendra
Matetika fa tsy kisendrasendra
Solafaka
Solafaka vao mba miantoraka Aminao
Tsy afaka fa dia manota lava izao
Fiv: Ka angatahiko mafy Aminao
Ny lala-maizina re hazavao
Toroy amin'ny lalana sitrakao
Fizay no lalam-baovao
2. Raiko o, nujtquu tsy miafina Aminao
ifue Ity fifandrafina mila hankalao
Na eo anivon'ity firenena
Na ato an-tranonao mampahonena
Vonjeo 'zahay
Vonjeo tononkira.serasera.org 'zahay fa miantoraka Aminao
Tsy afaka fa dia manota lava izao.
Fa tsy mahafehy tena re 'ty zanakao
qizsrb Fa tena mbola matin-drendrarendra
Matetika fa tsy kisendrasendra
Solafaka
Solafaka vao mba miantoraka Aminao
Tsy afaka fa dia manota lava izao
Fiv: Ka angatahiko mafy Aminao
Ny lala-maizina re hazavao
Toroy amin'ny lalana sitrakao
Fizay no lalam-baovao
2. Raiko o, nujtquu tsy miafina Aminao
ifue Ity fifandrafina mila hankalao
Na eo anivon'ity firenena
Na ato an-tranonao mampahonena
Vonjeo 'zahay
Vonjeo tononkira.serasera.org 'zahay fa miantoraka Aminao
Tsy afaka fa dia manota lava izao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tsantam-pamonjena Ambavahaditokana ItaosyVisites : 2194
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tanteliniaina1
Date : 09/03/2016 13:48
