Hiverina aho (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o miantso Anao . Ity zandrinao hifona aminao
Fa nanao izay ratsy teo imasoNao mifona Aminao
Efa impiry aho tononkira.serasera.org no nivoady fa tsy hamerin'intsony
Nefa mbola nandika ny didinao mifona aminao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza emep aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Mamindrà fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Menatra aho Jesoa Kristy
Fa nanaotao foana
Ka nilefa sy nania
Tao ny fahotana ny ditra sy ny hetsetra
Afoiko tsy asiako tafatoetra
Hifonako Aminao koa ireo fahalemeko
Indro havaoziko ny fanekeko
Hoe ho Anao mandrakizay
Ny fiainako iray omeo Anao ka hanjakao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Mamindrà fo amiko ry snwdcuvw Ray Tsitoha pzgs
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
AC/ Lucas Anthony RAMAROSON 2023
Fa nanao izay ratsy teo imasoNao mifona Aminao
Efa impiry aho tononkira.serasera.org no nivoady fa tsy hamerin'intsony
Nefa mbola nandika ny didinao mifona aminao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza emep aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Mamindrà fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Menatra aho Jesoa Kristy
Fa nanaotao foana
Ka nilefa sy nania
Tao ny fahotana ny ditra sy ny hetsetra
Afoiko tsy asiako tafatoetra
Hifonako Aminao koa ireo fahalemeko
Indro havaoziko ny fanekeko
Hoe ho Anao mandrakizay
Ny fiainako iray omeo Anao ka hanjakao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Mamindrà fo amiko ry snwdcuvw Ray Tsitoha pzgs
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
AC/ Lucas Anthony RAMAROSON 2023
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tsantafia FJKM AMBATOMENAVisites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faratiana1812
Date : 02/09/2026 11:39
